Entry | 1 tsinombina |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: (in general) |
Explanations in Malagasy |
4 Karazam-balala [1.1] |
Examples |
5 raha ny tsinombina no ho omby dia nofenoiko ny fahitray raha ny tsimbolavola no ho vola tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka [2.131] |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word tsinombina |
Anagrams | 7 mibontsina, mibontsìna, tsinombina |
Updated on 2020/07/31 |