|
|
|
|

Entry1  tsiomeroa
Root  2  tsy, ome, roa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazan' akondro vaventy be sady lava ny voany ka nahatonga ny anarany (tsy omena roa indray homana)
Explanations in French  5  [1.196] (de tsy : négation ; omeo : donnez (impératif) ; et roa : deux ; « n'en donnez pas deux » ; une seule de ces bananes suffit, car elles sont très grosses). Musa sapientum L. (Musaceae). Banane à cuire dite en français « banane plantain ». Nom donné aux variétés à très gros fruits. [Betsimisaraka]
Examples  6  tsy ontsy aho ka tsiomeroa : tsy zavona aho ka hanenika ny tany [2.69#10]
Vocabulary  7  Botany: fruit
Scientific name 

Updated on 2025/02/02