|
|
|
|

Entry1  tsipoy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  4  Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin' ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika [1.1]
Explanations in English  5  a kind of partridge [1.7]
Explanations in French  6  perdrix [1.54]
7  espèce de perdrix [1.8]
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word tsipoy
Article  10  Randzavola: tsipoy ao amin' ny Baiboly

Updated on 2022/07/30