|
|
|
|

Entry1  tsitelotelo
Root  2  telo
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo
Explanations in English  5  [1.2] three by three
Explanations in French  6  [1.3] trois à trois
Examples  7  Ary tahaka izany koa ny amy ny monokotiledona, nefa milahatra tsitelotelo izy ireo. [1.357#]
8  Saika isan-kerinandro na isaky ny tapabolana no niantso anay tsiroatroa, na tsitelotelo izy ireny araka ny fandaharana vitan' ny Foibe. [2.356]

Updated on 2021/12/03