Entry | 1 tsivaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ilazana ny olona izay mivoaka ny tongony, ka saika miady mihitsy ny lohaliny (mifanohitra amin' ny bingo, izay miditra kosa ny tongony, fa mivoaka mibaraingo ny lohaliny) |
Derivatives |
|
Proverbs | 5 Proverbs containing the word tsivaka |
Updated on 2025/01/21 |