|
|
|
|

Entry1  tsojay
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Filam-baniny amin-javatra kely tsy misy antony akory.
4  [1.65] filam-baniny amin-javatra tsy toy inona akory: Ny tsojainy fanaony no ihatahan' ny olona aminy
Explanations in French  5  [1.3] sévérité pour un petit manquement, pour un petit retard
Derivatives 
6  Adverbs :

Updated on 2025/01/21