Entry | 1 antsojay |
Root | 2 tsojay |
Part of speech | 3 adverb |
Explanations in Malagasy |
4 [M. Richardson manao ny fototeny nihaviany ho soja; M. Malzac kosa mihevitra izany ho tsojay; M. Callet indray manao izany ho tsoja; ny hevitry ny teny anefa dia iraisany ihany] amin' ny fikendrena hanararaotra faingana ny fotoana sy ny toe-javatra mety indrindra hamelezana na hanaovana; antsontsany [1.10] 5 amin-kalozana mihoa-pampana [1.1] 6 Fanararaotana ny fahadisoana kely mba hamelezana [1.1] 7 Fanararaotana ny fahadisoana kely ataon' ny hafa, iniana, na tsia, mba hanararaotana sy hamelezana azy: Tsy mba manao antsojay akory ny mpanabe, fa ny hanasoa mandrakariva ny ankizy no tokony hokendreny [1.65] |
Explanations in French |
8 avec une sévérité outrée [1.3] |
Examples |
9 Tsy izany ihany, fa anaovana antsojay ny fananan'ny Fiangonana tamin'ny fakàna an-keriny ny fitaovan'ny FJKM teny Alarobia [4.12] 10 Tsy mba nomena ny toerana tokony hisy azy ny Indostria Malagasy fa toa an-jorombala lava, ampian’ny fingampingana samihafa sy ny antsojay eny rehetra eny. [4.39] 11 Mitady hiseho lany ao amin'ny tsenan'i Soamanatombo ny antsonjay atao amin' ny mpivarotra [4.7] |
Other spellings | 12 antsonjay, an |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word antsojay |
Tables and plates |
15 All the adverbs |
Anagrams | 16 Anjoatsy, antsojay |
Updated on 2023/07/10 |