Entry (1/2) | 1 tsolotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny lalàna ny mandray tsolotra ~ Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan' akanjo" |
Explanations in English |
4 [1.7] a bribe |
Explanations in French |
5 [1.8] pot-de-vin; dessous-de-table |
Analogs | 6 gaka, kolikoly, tranon' afokasoka |
Entry (2/2) | 7 tsolotra |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fandrosoana sy fihemorana miverimberina. |
Explanations in French |
10 [1.3] action d'avancer et de reculer comme le dard d'un serpent |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 tsolotsolotra |
Compound words |
|
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |