Entry | 1 tsy hita avanavana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina, lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany |
Explanations in English |
4 [1.2] used of something that is unique. |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.5] innombrable 6 [1.3] complètement invisible, incompréhensible |
Examples |
7 [2.296] tafasidina tsy hita avanavana tamin' ny fisavasavany ny marina sy ny tsara tsy misy tomika 8 [2.357#68] Noho izany, na dia madiva haraina aza ny andro, ka efa mifamalivaly eny amin' ny lohasaha eny ny sahobakaka mbamin' ny sahona, dia toa tsy|hita avanavana mbola tsy|hita avanavana akory izay Ankeritsa. 9 [2.296#114] fa eo ilay hery anankiray ao amin' ny isam-batan' olona mety hampiova tsy hita avanavana ny nentina hatrany an-kibon-dreny sy ny toe-javatra rehetra mihitsy |
Elementary words | 10 tsy hita, avanavana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |