|
|
|
|

Entry1  tsy hita avanavana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina, lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany
Explanations in English  4  [1.2] used of something that is unique.
Explanations in French  5  [1.3, 1.5] innombrable
6  [1.3] complètement invisible, incompréhensible
Examples  7  [2.296] tafasidina tsy hita avanavana tamin' ny fisavasavany ny marina sy ny tsara tsy misy tomika
8  [2.357#68] Noho izany, na dia madiva haraina aza ny andro, ka efa mifamalivaly eny amin' ny lohasaha eny ny sahobakaka mbamin' ny sahona, dia toa tsy|hita avanavana mbola tsy|hita avanavana akory izay Ankeritsa.
9  [2.296#114] fa eo ilay hery anankiray ao amin' ny isam-batan' olona mety hampiova tsy hita avanavana ny nentina hatrany an-kibon-dreny sy ny toe-javatra rehetra mihitsy
Elementary words  10  tsy hita, avanavana

Updated on 2024/12/07