Entry | 1 tsy hita paipaika |
Elementary words | 2 tsy hita, paipaika |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony |
Explanations in French |
5 [2.415#6674] L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond |
Examples |
6 Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika. [2.587] |
Synonyms | 7 tsy hita polopolorina, tsy hita popoka, tsy hita veroka |
Updated on 2024/12/10 |