|
|
|
|

Entry1  tsy hita paipaika
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony
Explanations in French  4  [2.415#6674] L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond
Examples  5  [2.587] Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika.
Elementary words  6  tsy hita, paipaika
Synonyms  7  tsy hita polopolorina, tsy hita popoka, tsy hita veroka

Updated on 2024/12/10