Entry | 1 tsy hita poka |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy |
Examples |
4 [2.499] Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka? |
Elementary words | 5 tsy hita, poka |
Synonyms | 6 tsy hita popoka |
Anagrams | 7 hotapitsika, pitohatsika, tsy hita poka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |