|
|
|
|

Entry1  tsy hita popòka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony; tsy hita mihitsy izay toerana misy azy; tsy hita avanavana
Explanations in French  4  [1.3] incompréhensible, qu'on ne peut se figurer
Examples  5  [2.5] Saingy raha mbola tsy nanasa-dàlana akory izy, dia efa tsy hita popoka izay nidifian' i Noro.
6  [4.11] Ankizy 4 taona no tsy hita popoka niaraka tamin’ny namany tao amin’ity tanàna ity io talata io
Elementary words  7  tsy hita, poka
Synonyms  8  tsy hita paipaika, tsy hita poka, tsy hita veroka

Updated on 2024/12/10