Entry (1/2) | 1 vahana |
Root | 2 vaha |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] borahina: Novahana ny entany ka iny nipitika ny kilalao nentiny ho an-janany alana fatorana: Tokony hovahana ity alika ity amin' ny alina esorina ny fahany: Efa novahan-dRasoa ilay Tomba teto omaly tapahina: Dia hovahana izany ny fanekentsika |
Explanations in French |
5 [1.3] qu’on délie, qu’on détache, qu’on effile, qu’on rompt |
Examples |
6 Aoka hovahantsika ny fanekentsika (Rompons notre convention) [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 vahana |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Haben' ny toe-batana: Efa vahany ny azy io kelikely io fa inona izy no marary eo |
Explanations in French |
16 [1.3] les dimensions du corps, des troncs d'arbre |
Compound words |
|
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |