Entry (1/7) | 1 vaha |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanalana ny kofehy mamatotra; famotsorana, fanesorana ny fahan-damba; fanapahana ny fanekena nifanaovana [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/7) | 9 vaha |
Part of speech | 10 adjective |
Explanations in Malagasy |
11 reraka, sasatra [Sihanaka]
[1.78] |
Explanations in French |
12 fatigué, épuisé, affaibli [Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
Compound words |
|
Entry (3/7) | 14 vaha |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 trano fiompiana biby na vorona [Tanala]
[1.78] |
Derivatives |
|
Entry (4/7) | 18 vaha |
Part of speech | 19 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 sy, ary [Taisaka]
[1.78] |
Compound words |
|
Entry (5/7) | 22 vaha |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in French |
24 solution [1.13] |
Vocabulary |
25 Mathematics: algebra |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (6/7) | 29 vaha |
Part of speech | 30 noun |
Explanations in Malagasy |
31 fakan-kazo [Tambahoaka]
[1.78] |
Entry (7/7) | 32 vaha |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in Malagasy |
34 garaba [Tambahoaka]
[1.78] 35 sobika natao tamin'ny karazam-bahy atao hoe vahipiky [Tanosy] [1.78] |
Anagrams | 36 hava, vaha |
Updated on 2023/10/17 |