Entry (1/3) | 1 mivaha |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo haingana fa mivaha ny omby Tapaka: Nivaha ny fanekenay enti-milaza olona misy fahavoazana kely ny lohany, misy kely, nahafahana |
Explanations in French |
4 [1.3] être détaché, délié, se détacher, s’effiler; être rompu |
Examples |
5 [2.4] Renao midina mihitsy ilay izy, midina tsy mba miparitaka na mivaha, fa manao bolon-gany mafonja ohatra ny natambatra tamin' ny dity. |
Root | 6 vaha |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 12 mivaha |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Bara]
mivaky, mamaky |
Entry (3/3) | 15 mivahà |
Part of speech | 16 imperative of active verb mivaha [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Root | 19 vaha |
Anagrams | 20 haivam, hamavy, hiavam, mahavy, mahiva, mivaha, mivahà |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |