Entry | 1 vakisaova |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazan-tononkira tsimihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin' ny rongo sakalava. (Anarana ilazana ny sôva ihany; ny nahatonga azy dia hoy ilay mpitantara alohan' ny sôva iray hoe: "Vaky ny sôva momba ny...") |
Synonyms | 4 vakisova |
Anagrams | 5 vakisaova, voasavika |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |