Entry | 1 vakisova |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazan-tononkira tshnihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin' ny rongo sakalava. (Anarana ilazana ny sôva ihany; ny nahatonga azy dia hoy ilay mpitantara alohan' ny sôva iray hoe: "Vaky ny sôva momba ny...") |
Synonyms | 4 vakisaova |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |