Entry | 1 vandambandana |
Root | 2 vandana |
Part of speech | 3 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 Mipentimpentina, vangavanga [1.1] |
Explanations in French |
6 [duplicatif] Moucheté, bigarré 7 figuré: hypocrite, à double face, qui se conduit tantôt bien, tantôt mal [1.3#808] |
Examples |
8 Efa hitantsika ny fahavoazana nateraky ny fianarana sadasada natondraky ny mpanjanantany teto amintsika, ka notohizan'ny "zaza navela": toe-tsaina vandambandana, tsy ambony tsy ambany, tsy hendry tsy adala, tsy tsara tsy ratsy. [2.503#] |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word vandambandana |
Updated on 2023/02/17 |