Entry | 1 vandana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy. Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra. |
Explanations in English |
4 [1.7] spotted, speckled, of mixed colors; cf. sada |
Explanations in French |
5 [1.8] moucheté, marbré |
Examples |
6 Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word vandana |
Anagrams | 19 andavan, nandava, vandana |
Updated on 2024/04/18 |