Entry (1/2) | 1 vango |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
vely, famelezana 4 [1.78] [Taisaka] dona, vely 5 [1.78] [Tanala] famelezana, fikapohana 6 [1.1] Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 12 vango |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] [Sakalava]
Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa) |
Explanations in French |
15 [1.13] variété de poisson de mer |
Vocabulary |
16 Zoology: fishes |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |