Entry | 1 vinango |
Root | 2 vango |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 (misy tsofoka in) Voavango, novangoina, nasiana, novelezina: Novinangon' i Bema ny zandriny ka saika safotra mihitsy [1.1] |
Explanations in French |
5 battu [1.3#809] |
Morphology |
|
Synonyms | 9 voavango |
Anagrams | 10 navongi, vangony, vinango, vongani, vongany |
Updated on 2023/01/20 |