|
|
|
|

Entry (1/2)1  varahina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] karaza-metaly menamena azo anjahina ary azo taritina ho tariby izay ampiasaina betsaka, indrindra amin'ny fampitana ny herim-baratra amin'ny elektrisite.
4  [1.13] metaly mora fisahina sy folesina
Explanations in English  5  [1.7] copper, brass
Explanations in French  6  [1.8] cuivre, bronze
7  [1.5, 1.13] cuivre
International  8  [3.1] Cu
Examples  9  Niaraka aminy, nisy bala varahina iray boaty baoritra. [2.472]
Vocabulary  10  Chemistry
Compound words 
Zoonyms 
Toponyms 
Tables and plates  26  Periodic Table
Article  27  Randzavola: varahina ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly)

Entry (2/2)28  Varahina
Elementary words  29  varahina
Part of speech  30  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  31  Geography: towns

Anagrams  32  hanariva, haravany, harivàna, havarina, hiravana, iravahan, niravaha, rahavany, ravahany, Varahina, varahina

Updated on 2024/08/31