Entry | 1 vasoka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tsy mamiratra na mangirana fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatosoa efa vasoka ity ka tsy tiako afa-baraka ka menatra |
Explanations in English |
4 [1.7] off-color, tarnished, discolored |
Explanations in French |
5 [1.8] terne 6 [1.3] se dit des couleurs, du luisant, du poli, qui a perdu de son éclat, de son lustre 7 [1.8] terni |
Examples |
8 nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy. [2.270] 9 Ankehitriny, noho ny toe-javatra sy ny hevitra nisosoka na nisolo ny teo aloha, dia toa efa vasoka dia vasoka ny " didim-pihavanana " narahin' ny razana hatrizay hatrizay [2.296] |
Derivatives |
|
Analogs | 15 tsy mamiratra, tsy mangirana, tsy mandina, matroka, mangafoka, mangavoka, vazina, kimavo |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word vasoka |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |