|
|
|
|

Entry1  vatasarihina
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [1.7][vata sarihina] a drawer
Explanations in French  4  [1.8][vata sarihina] tiroir
5  [1.13] tiroir
Examples  6  [2.529#] Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray.
7  [2.4#] Nalainy tamin' ny vatasarihina teo akaiky tokoa ilay poketrako dia nomeny ahy.
8  [2.503#] Volana vitsivitsy taorian'izay kosa, sendra nifanojo tami-mpandrafitra iray avy any Ambositra aho, ary dia nampanao lakam-panorona voasokitra (marqueterie), misy vatasarihina sy voahosotra varinesy.
Vocabulary  9  Economy: household items
Elementary words  10  vata, sarihina
Synonyms  11  vatasarika

Updated on 2024/12/10