|
|
|
|

Entry1  vavafo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bara] vavony
4  [1.1] Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty
Explanations in English  5  [1.7] the solar plexus
Explanations in French  6  [1.8] le creux de l'estomac
Examples  7  [2.356] Farany, iry erĂ½ ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo.
Vocabulary  8  Biology
Root  9  vava, fo
Synonyms  10  ambavafo
Compound words 

Updated on 2024/12/27