|
|
|
|

Entry1  vavolombelona
Root  2  vava, olona, velona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany: Ilana vavolombelona roa ny fisoratam-panambadiana
Zavatra entina manaporofo, manamarina: Vavolombelon' ny fahakamoana, dia izao laharana farany misy anao izao
Explanations in French  5  [1.13] témoin
Examples  6  nofo sy ra no vavolombelona! [2.470]
7  Ianareo fokonolona no vavolombelona fa mitahiry [2.472]
8  Ho faty ny vavolombelona mandainga [2.996]
Proverbs  9  Proverbs containing the word vavolombelona
Article  10  Randzavola: vavolombelona ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/08