|
|
|
|

Entry1  vavolombelona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany: Ilana vavolombelona roa ny fisoratam-panambadiana
Zavatra entina manaporofo, manamarina: Vavolombelon' ny fahakamoana, dia izao laharana farany misy anao izao
Explanations in French  4  [1.13] témoin
Examples  5  [2.470] nofo sy ra no vavolombelona!
6  [2.472] Ianareo fokonolona no vavolombelona fa mitahiry
7  [2.996] Ho faty ny vavolombelona mandainga
Root  8  vava, olona, velona
Proverbs  9  Proverbs containing the word vavolombelona
Article  10  Randzavola: vavolombelona ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/08