Entry | 1 velezina |
Root | 2 vely |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona |
Explanations in English |
5 [1.7] to be struck; to be beaten; to be threshed |
Explanations in French |
6 [1.3] qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant) 7 [1.8] qu'on bat, qu'on frappe |
Examples |
8 Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word velezina |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |