|
|
|
|

Entry1  velezina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana
Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary
Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona
Explanations in English  4  [1.7] to be struck; to be beaten; to be threshed
Explanations in French  5  [1.3] qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant)
6  [1.8] qu'on bat, qu'on frappe
Examples  7  [2.472] Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa.
Root  8  vely
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word velezina

Anagrams  14  ivelezan, niveleza, velezina

Updated on 2025/01/21