|
|
|
|

Entry1  ventiny
Part of speech  2  noun venty and pronoun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra vongany fa tsy ranony
Explanations in French  4  [1.196] en chimie végétale = la substance ; la partie solide par rapport au liquide ; le précipité
Examples  5  [2.4] hoy izy, tsy rony tsy ventiny izao.
6  [2.298] Hasian-teny kely avy angaha, satria tsy dia misy ventiny misongadina.
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word ventiny

Anagrams  9  niventy, tinevin, ventiny

Updated on 2025/03/22