Entry | 1 verahina |
Root | 2 veraka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vakina roa ka sokafana tsara: Misy vitsika ny voankazo sasany rehefa verahina Loarana ny tsinainy: Noverahina ilay kisoa rehefa avy nodorana Velarina: Veraho ny entanao hosavana Borahina: Aza matahotra fa veraho izay ao am-ponao |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word verahina |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |