Entry | 1 verahina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vakina roa ka sokafana tsara: Misy vitsika ny voankazo sasany rehefa verahina Loarana ny tsinainy: Noverahina ilay kisoa rehefa avy nodorana Velarina: Veraho ny entanao hosavana Borahina: Aza matahotra fa veraho izay ao am-ponao |
Root | 4 veraka |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word verahina |
Anagrams | 10 harevany, haverina, iverahan, nahavery, niveraha, verahina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |