Entry | 1 vesarana |
Root | 2 vesatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarana entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesaranao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho Tototra: Vesaran' alahelo ny fony |
Examples |
5 Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona , miondrika toa vesarana entana izany. [2.472] |
Morphology |
|
Other spellings | 10 vesarina |
Updated on 2024/12/12 |