Entry | 1 vesarina |
Root | 2 vesatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarina entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesarinao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho Tototra: Vesarin' alahelo ny fony |
Explanations in English |
5 [1.7] to be loaded down, to be weighed upon |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on charge, qui est accablé |
Morphology |
|
Other spellings | 10 vesarana |
Anagrams | 11 ivesaran, nivesara, vesarany, vesarina |
Updated on 2023/01/20 |