|
|
|
|

Entry1  vizaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova
Reraka, osa
Explanations in English  4  [1.7] tired; weary or cramped from holding one position
Explanations in French  5  [1.3] Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude
6  [1.8] las, fatigué
Examples  7  Efa vizaka hianao ry Idada fa aoka hampiako. [2.332]
8  Ireto tongony efatra anefa, hoy izy, dia fingotra bontolo be daholo tsy mataho-batokely akory, sady tsy mba mety vizaka. [1.281]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Synonyms  13  vizana

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21