Entry | 1 vizana |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova: Vizan' ny niandry azy aho ka farany Lasa nody tany an-trano 9 Reraka, osa: Vizana mafy loatra aho ka aoka kely aloha mba handrihandry eto [1.1] |
Explanations in English |
10 tired; weary or cramped from holding one position [1.7] |
Explanations in French |
11 fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [1.3#838] 12 las, fatigué [1.8] |
Examples |
13 Ny andro ity mafanafana ihany ka sao vizana ambony ihany ianao raha manaraka ahy amin' ny alehako any. [2.470] 14 Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [2.472] |
Morphology |
|
Synonyms | 16 vizaka |
Analogs | 17 Vizaka, sasatra, valaka, lanaka, reraka, disaka, rontsona, ronjana, mangana, masaka, vahotra, ronaka, honaka, marafoka, refona, tominjana, valalanina, monaina, savolaina, trotraka, toro, torovana, fotsy angola, mirozirozy, tsy mahahetsika, maty hentona |
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word vizana |
Anagrams | 20 vazina, vizana |
Updated on 2020/07/31 |