Entry |
savolaina
(savola)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Vizana, volivoly; vahotra tsy maharay zavatra ary tsaroana dontodonto:
Savolaina izany ny tanako tamin' ilay nitondra entana hatrany an-tsena anikeheo [1.1]
|
Explanations in English | Cramped [1.2]
|
Explanations in French | Qui a des crampes, engourdi, picoté par le froid [1.3]
|
Examples |
1 | Vao tsy nahafaka hoatrinona akory dia savolaina!
[2.499]
|
2 | ny hevitr'io teny io ara-bakiteny dia savolaina, mitsakotsako.
[2.313]
|
3 | Ny aty don-tokana mahamanina k'asakasakareo te-ho savolaina, ka ny mandrotsirotsy no hosoketaina.
[1.300]
|
|
|