|
|
|
|

Entry1  savolaina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vizana, volivoly; vahotra tsy maharay zavatra ary tsaroana dontodonto: Savolaina izany ny tanako tamin' ilay nitondra entana hatrany an-tsena anikeheo
Explanations in English  4  [1.2#563] cramped
Explanations in French  5  [1.3#592] qui a des crampes, engourdi, picoté par le froid
Examples  6  [2.499] Vao tsy nahafaka hoatrinona akory dia savolaina!
7  [2.313] ny hevitr'io teny io ara-bakiteny dia savolaina, mitsakotsako.
8  [1.300] Ny aty don-tokana mahamanina k'asakasakareo te-ho savolaina, ka ny mandrotsirotsy no hosoketaina.
Root  9  savola

Anagrams  10  asalovany, isalovana, savolaina, soavalina

Updated on 2025/01/21