Entry (1/2) | 1 mamizana |
Root | 2 vizana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manasatra, mahasasatra: Mamizana ahy izany mihaino ny bedibedinareo izany ka lasa aho Mandreraka: Mamizana ity osa mibata entana lava itỳ |
Explanations in English |
5 [1.7] to make fatigued, to tire out |
Explanations in French |
6 [1.8] fatiguer, épuiser |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mamizaka |
Entry (2/2) | 12 mamizàna |
Root | 13 vizana |
Part of speech | 14 imperative of active verb mamizana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 amizanam, mamizana, mamizàna, namaizam, namiazam |
Updated on 2023/01/20 |