Entry | 1 voageja |
Root | 2 geja |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.13] tsy afa-mihetsika, tsy afa-mikofoka fa voatazona mafy |
Explanations in English |
5 [1.2] same as voagehy |
Explanations in French |
6 [1.3#196, 1.13] serré, étreint, contraint 7 [1.3#196] retenu 8 [1.13] serré, étreint, contraint |
Examples |
9 voageja manodidina aho sady tery. [2.643#183] 10 Voahosy tsy afa-miarina, ary voageja tsy afa-mikofoka. [2.296#143] |
Synonyms | 11 gineja |
Updated on 2024/12/11 |