Entry | 1 voageja |
Part of speech | 2 past participle |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13] tsy afa-mihetsika, tsy afa-mikofoka fa voatazona mafy |
Explanations in English |
4 [1.2] same as voagehy |
Explanations in French |
5 [1.3#196, 1.13] serré, étreint, contraint 6 [1.3#196] retenu 7 [1.13] serré, étreint, contraint |
Examples |
8 [2.643#183] voageja manodidina aho sady tery. 9 [2.296#143] Voahosy tsy afa-miarina, ary voageja tsy afa-mikofoka. |
Root | 10 geja |
Synonyms | 11 gineja |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |