|
|
|
|

Entry1  voakasika
Part of speech  2  past participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  [1.3#316] touché
Examples  5  [2.4#112] Ny hita ho voakasika kely tokoa angaha dia i Doda.
6  [2.472] Amin' ny sisa izay tsy voakasika firy no ahitana koa ny mpanararaotra izay tsy maintsy mahita hihoriranana foana hahazo tombotsoa ho an' ny tenany noho iny fandonana iny.
Root  7  kasika
Morphology 
8  Past :
Synonyms  9  kinasika

Anagrams  10  voakasika, voakisaka

Updated on 2025/01/21