|
|
|
|

Entry1  voamivonto
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Otri-po ananana amin' ireo ambony na lehibe mpitondra [1.1]4  milaza fa be no alaina, kanefa kely no aseho ny mpaniraka. Ohatra: Ariary telo no nahavotany, kanefa ariary monja no aseho [Vakinankaratra] [1.530#16]
Compound words 

Updated on 2024/07/21