|
|
|
|

Entry1  voangaly
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-boangory mitovitovy amin' ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cetonia)
Explanations in French  4  [1.3#843, 2.165] cétoine
5  [1.3] coléoptère noir à raies blanches. Cetonia
Examples  6  [2.69#222] Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly.
7  [2.470#27] Voka-bary tamin' izany ary teny an-tsahan-korom-potsy teny, toe ambody nato iray midoroboka misalohy laingo sy ivezivezen' ny tantely sy voangaly.
Vocabulary  8  Zoology: invertebrates
Proverbs  9  Proverbs containing the word voangaly

Updated on 2024/12/07