Entry | 1 voankanina |
Root | 2 voa, hanina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 mosavy, vorika [Sihanaka]
[1.78] 5 Aretina azo tamin' ny hanina nisy mosavy 6 Tsy fahalevonan-kanina [1.1] |
Explanations in French |
7 grande indigestion censée causée par une nourriture ensorcelée [1.54] |
Examples |
8 Ary ny manehitra, mosavy, voankanina: [2.48] |
Vocabulary |
9 Religions, Beliefs |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word voankanina |
Anagrams | 11 navankonay, nokavinana, novakanany, voankanina |
Updated on 2020/07/31 |