|
|
|
|

Entry1  vomanga
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: vegetable
Explanations in Malagasy  4  Zavamaniry mandady fihinana ny raviny sy ny vodiny
5  Maro karazana ny vomanga dia ny: vomangafaladiangisa, vomangahoda, vomanga masombika, vomangambato, vomangamena, vomangamenaty, vomangaringitra, vomangasidina [1.1]
Explanations in English  6  sweet potatoes [1.7]
Explanations in French  7  patate [1.8]
8  (de vo : tubercule ; et manga : bien coloré, beau). Nom habituel de la Patate douce : Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [Merina] [1.196]
Examples  9  Gaga ny angady sy ny harona fa tsy nisy vodiny ny vomanga [2.587#]
10  Koa raha manao vomanga matim-panala hianao, dia mba manao tsaramaso matin-drivotra aho [2.69#228]
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Scientific name 
Proverbs  18  Proverbs containing the word vomanga
Illustrations 
19 

Updated on 2023/06/06