Entry | 1 vonona |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Vita fiomanana hanao na hitsena zavatra izay mety ho tonga na ampoizina ho tonga: Vonon-kiady ny firenena 9 Voaomana, vita, voamboatra: Efa vonona ny sakafo [1.1] |
Explanations in English |
10 ready; available, at hand [1.7] |
Explanations in French |
11 prêt [1.3, 1.8] 12 préparé, complet, disposé [1.3] 13 disponible [1.8] |
Examples |
14 vonona ny zavatra rehetra (tout est préparé, prêt) [1.3] 15 vonon-kandeha rahampitso izy (il est prêt' à partir demain) [1.3] 16 vonon-ko tezitra izy (il est prêt à manifester sa colère) [1.3] 17 vonon-ko aty izy (il est prêt à mourir, il est bien disposé à la mort) [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word vonona |
Anagrams | 21 vañono, vonona |
Updated on 2023/10/23 |