Entry (1/2) | 1 mivonona |
Root | 2 vonona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vita fiomanana: Nivonona hiady izy matoa sahy mamaky ady Mikasa: Nivonona hianatra izy raha vao nifoha Manomana, manangona: Nivonona fiadiana ny tanàna |
Explanations in English |
5 [1.7] to get ready to be prepared |
Explanations in French |
6 [1.8] être prêt, se préparer à faire une chose |
Examples |
7 Miandry ny kalesin-dalamby izy ireo ary matahotry ny hilaozany ka mivonona adiny iray na roa alohan' ny fahatongavany. [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 12 miomana, misikina, miatrana, manatrika |
Entry (2/2) | 13 mivonòna |
Root | 14 vonona |
Part of speech | 15 imperative of active verb mivonona [Full list] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |